|
|
|
|

Entry1  asandratra
Root  2  sandratra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Asondrotra, apetraka ho eo amin' ny toerana ambonimbony kokoa: Tokony hasandratra ny jiro fa iva loatra
5  Omena voninahitra, ampakarina voninahitra: Mendrika ny hasandratra io lehilahy io fa nahavita be tamin' ny tanindrazana ~ Asandratr' Andriamanitra izay manetry teny
6  Atao
7  atsangana
8  Hasandratra ho olo-masina ny zanaky ny nosintsika iray [1.1]
Explanations in English  9  to be raised high; to be exalted, to be honored [1.7]
Explanations in French  10  à placer haut, à élever, à exhalter, à promouvoir en dignité [1.3]
11  qu'on soulève; qu'on exalte, honore [1.8]
Examples  12  Dia asandratra indray ny sampy asandratra omby malaza A. [2.48]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Proverbs  17  Proverbs containing the word asandratra

Updated on 2023/01/20