|
|
|
|

Entry (1/2)1  asara
Root  2  sara
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny vola na zavatra omena ho saran-javatra, ho hofany: Kely loatra ity vola asaranao ny lakana ity
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/2)9  asara
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.78] [Taisaka] fotoam-pahavokaran'ny vary (Novambra - Janoary)
12  [1.78] [Bara, Tanala] fahavaratra
13  [1.1] [Sakalava] Tonon-taona fahavaratra
14  [1.13] fizaran-taona mafana sy be orana
Explanations in English  15  [1.2] the rainy season. [Ar. As-sahr, the month.]
Explanations in French  16  [1.82] [Taisaka] mois de décembre, récolte du riz, saison de la récolte (novembre à janvier)
17  [1.13] saison des pluies
Vocabulary  18  Time
19  Geography: (in general)
Synonyms  20  asaramanitry
Compound words 

Anagrams  25 

Updated on 2025/01/21