|
|
|
|

Entry1  asarangotra
Root  2  sarangotra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ilazana izay enti-misarangotra, na mamikitra, misangazona: Ny tananao havanana asarangotra raha sahirana mitrotro ny zazakely ny tananao havia [1.1]
Explanations in French  5  ce avec quoi on s'accroche, ce qui accroche [1.3]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2023/01/20