|
|
|
|

Entry1  aseho
Root  2  seho
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atranga, aharihary, velarina mba ho hita
Borahina, ambara, mba ho hita: Nasehony ahy ny tao am-pony
Examples  5  Samy aseho amin' ny teny izy ireo. [1.519#]
6  Ny momba Razana ihany no aseho eto. [2.245#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Titles  11  Fonjambolamena asehon' ny asany : na ilay Cher Frère malagasy voalohany (Rabe Régis)
Proverbs  12  Proverbs containing the word aseho

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21