|
|
|
|

Entry1  asesy
Root  2  sesy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  atao eo aloha [Betsimisaraka] [1.78]
5  Atao mifandimby tsy misy fiatoana: Aseseo amin' izay ny hira, rankizy
6  Amidy tsirairay: Nasesiny dimampolo mihodidinany akohony rehetra [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word asesy

Anagrams  12  asesi, asesy

Updated on 2023/01/05