Entry | 1 asidra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ranomahery faninginana [1.1] |
Explanations in English |
4 [English acid] acid [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
5 acide [1.13] |
Examples |
6 Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. [2.356#] 7 Mino aho fa tsy nahatelina asidra ny zanakareo. [2.445#] |
Vocabulary |
8 Chemistry |
Compound words |
|
Anagrams | 18 adrisa, asidra, radisa |
Updated on 2023/10/02 |