|
|
|
|

Entry1  asisika
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra ampidirina andetra: Nasisiny tao am-paosy ilay akoho novidiny fa tsy nahita harona izy
Atsofoka: Asisiho kely ao amin' ny taratasinao ireto teny ireto
Root  4  sisika
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word asisika

Updated on 2024/12/11