Entry | 1 asobilatra |
Root | 2 sobilatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao didy misompirana: Nahoana no nasobilatrao toy izao itỳ didy hena ka manjary tsy mitovy ny anjarantsika [1.1] |
Explanations in French |
5 à faire aller obliquement [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 abolasitra, abolisatra, asobilatra |
Updated on 2023/01/20 |