Entry | 1 asolo |
Root | 2 solo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao solo: Itỳ antsipika itỳ asolo ilay anao verin' ny zanako [1.1] |
Explanations in French |
5 Celui ou ce qui sert à remplacer: Inty ny boky asoloko ny anao very (Voici un livre pour remplacer le vôtre qui est perdu) [1.3#623] |
Examples |
6 fa ataonao tompokolahy sy tompokovavy no asolo ny anarany enti-manona azy? [2.59#200] 7 Ary rehefa manao izay hevitra tokony hahalatsaka azy ianareo, ka tsy raisiny ihany, dia soloy, kanefa aza vola madio no asolo azy. [2.366#138] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word asolo |
Anagrams | 13 asolo, solao, soloa |
Updated on 2023/01/20 |