|
|
|
|

Entry1  asondrotra
Root  2  sondrotra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao ho avoavo kokoa: Asondroty io sary io fa iva loatra ~ Asondroty ny feo
5  Akarina, ampiana tovona; tovonana: Hasondrotray ny tranonay amin' ny taona ho avy
6  Atao amin' ny toerana ambonimbony kokoa, omena voninahitra: Nasondrotry ny fanjakana izy fa nahavita be tamin' ny firenena [1.1]
Explanations in French  7  à élever, à hausser, à augmenter, à promouvoir en dignité, à relever, à faire dépasser, à faire monter: Iva loatra io sary io ka tokony hasondrotra (Ce tableau est trop bas, il faut l'élever) ~ Tokony hasondrotra ny tranonao (Vous devriez exhausser votre maison) ~ Nasondrotry ny fanjakana izy (L'administration l'a promu à un poste plus élevé) [1.3]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Titles  14  Asondrotry ny taranaka (Ny Onja (Andriamboamonjy Benjamina Ranaivo))
Proverbs  15  Proverbs containing the word asondrotra

Updated on 2023/01/20