Entry | 1 asongadina |
Root | 2 songadina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Avahana tsara; avongady, aboridana [1.1] |
Explanations in English |
5 to be uncovered [1.2#588] |
Explanations in French |
6 à séparer, à écarter, à isoler ; à dépouiller de ses vêtements [1.3#630] |
Examples |
7 Azo asongadina fa lanin' ny sakafo ny antsasaky ny vola miditra, taratry ny fahantrana izany. [4.27#] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 andaingosa, asangodina, asongadina |
Updated on 2023/01/06 |