|
|
|
|

Entry1  atambatra
Root  2  tambatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Akambana, ampiraisina, aharo: Natambany tao am-pisoko iray daholo ny akoho sy ny vorona ary ny gisa / Natambatry ny fifankatiavan' ny ankizy isika ray aman-dreny roa tonta
Atontaly: Natambatro ny vola azoko omaly sy afakomaly ka nahatratra efajato
Atohy: Hazo fisaka efatra no natambatra nanaovana itỳ latabatra itỳ
Explanations in English  5  [1.2#608] to be joined to, to be connected to something. Used of that which is the addition made
Explanations in French  6  [1.3] qu'on met ensemble, qu'on réunit, qu'on unit, qu'on assemble, qu'on joint, qu'on additionne: Tsy azo atambatra ao amin' ny efitrano iray ireo mpianatra rehetra ireo (On ne peut pas réunir tous ces élèves dans une même salle)
Examples  7  atambatra, dorana, atao amy ny rano ho sotroina, izany kosa no fanafody. [2.48]
8  Io kosa niseho rehefa nanjaka Radama, saingy atambatra eto ny fìlazana azy. [1.437#]
9  Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra. [4.27#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Updated on 2023/01/20