|
|
|
|

Entry1  atatao
Root  2  tatao
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atao, apetraka eo ambony loba: Natataony ny sininy dia lasa izy fa tsy nila resaka tamin' ny mpantsaka namany
Ampiana hametraka eo ambony loba: Natataon-jokiny izy fa tsy zakany ilay siny ~ Atataovy aho ray olona, fa mavesatra ny anjarako (Dox)
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word atatao

Updated on 2024/12/11