|
|
|
|

Entry1  atatatata
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atao mitatatata, maneno mafy toa manao hoe "tatatata, tatatata"
4  [2.4#]
Examples  5  [2.4#] Misy aza akon' ny any an-trano re aty ivelany : fandraisam-peo atatatata, mpianakavy miady mifampiantsoantso, mpiasa tratra alina mbola injao manjaitra ihany na mandrafitra.
Root  6  tatatata
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2024/12/11