|
|
|
|

Entry1  atentina
Root  2  tentina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Entina mandoko; ahosotra: Taniravo atentina fotsiny izany fa tsy ny tena zavatra akory
Entina manentsina ny loaka: Mividianasavoka hatentina io siny mitete io
Entina manala baraka, mandoto: Zavatra tsy nataoko akory no natentina ahy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word atentina

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21