Entry | 1 atikitra |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#120] Enti-milaza toerana misy ny tena toy ny atỳ, saingy somary fitenin' ny ankizy: Mafana be atikitra izany Fanoroana lalana na toerana eo am-pitarihan-dalana ny olona miaraka amin' ny tena: Atikitra no misy azy, tompoko |
Explanations in English |
4 [1.2] here. |
Explanations in French |
5 [1.107#75] ici, un endroit rapproché et qui est peu ou nullement en vue |
Examples |
6 tatikitra an-tranoko izy fahiny (Il est venu chez moi autrefois) [1.107#75] 7 atikitra hianao ka tsy miteny (Vous êtes là et vous ne dites rien [se dit à quelqu'un qu'on n'a pas vu tout d'abord]) [1.107#75] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 atikitra, itikatra, takaitry |
Updated on 2023/02/22 |