Entry | 1 ato ho ato |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-manondro toerana voafaritra: Ato ho ato no misy ilay Peratro very Enti-manondro fotoana tsy lavitra loatra nefa akaiky kokoa noho ny atsy hoatsy: Mikasa hanao rindran-kira ry zareo ato ho ato |
Explanations in English |
4 [1.7] somewhere near here; soon |
Explanations in French |
5 [1.8] par là à côté; bientôt |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |