Entry | 1 atolaka |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory Avily: Mba hatolak' Andriamanitra anie izany loza izany! Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao |
Root | 4 tolaka |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word atolaka |
Anagrams | 10 atakalo, atakola, atolaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |