Entry | 1 atombina |
Root | 2 tombina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Apetraka (enti-milaza biby na olona ihany): Atombeno eo amin' ny tsihy ny zanakao dia mandehana manao raharaha; fa tsy fiteny, ohatra, ny hoe: Atombeno eo ambony latabatra ny bokinao 5 Apetraka maka toerana tsara: Natombiny tsara teo amin' ny halana ny sininy dia iny izy nivikiviky nanao kinarinarina 6 Atao mifototra tsara amin' ny: Atombeno amin' ny fianarana ny sainao, fa aza avala hiriorio atsỳ sa arỳ [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 animbato, atambino, atombina, tambinoa |
Updated on 2023/01/20 |