Entry | 1 atrehina |
Root | 2 atrika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Jerena eo anoloana: Natrehin' ny lehiben' ny fampianarana ny fizaran-doka tao amin' ny sekolinay Hita maso: Natrehinao ve ny nikapohany ny zandrinao |
Explanations in English |
5 [1.2] see atrika. 6 [1.7] to be faced |
Explanations in French |
7 [1.8] à quoi on fait face, dont on est témoin |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word atrehina |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |