Entry | 1 atsilany |
Root | 2 tsilany |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ampandrina ka ny lamosina no atao ambany, ny maso miandrandra ambony: Atsilaneso io zaza io Apetraka ka ny vavany atao ambony: Tsy tokony hahohoka io vilany io fa hatsilany |
Morphology |
|
Anagrams | 9 alatsiny, ala tsiny, atsilany, latsainy, latsiany, latsinay, tsiniala |
Updated on 2025/02/02 |