Entry | 1 atsinkafona |
Root | 2 tsinkafona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ahevaheva eny ambony rano: Aza dia atsinkafona re ny loto efa mandry any ambany rano any e! 5 Zavatra tsy nisy nahalala na efa hadino ka atranga ho hitan' ny be sy ny maro: Natsinkafony teo tamin' ny kabary nataony ny kileman' ilay maty [1.1] |
Explanations in English |
6 to be made to float [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on fait flotter sur l'eau [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |