Entry | 1 atsivalana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao mitsivalana, izany hoe: tsy atsangana manaraka ny lavany fa ampandrina manaraka ny sakany: Atsivalano ny dabilio fa malalaka ny efitra |
Root | 4 tsivalana |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |