|
|
|
|

Entry1  atsoboka
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ampidirina ao anaty rano: Atsobok' Ibalita ao anaty sinibe ny tanany maloto
Examples  4  [2.472#] atsoboka anaty daba feno ditsaka ny lohan' ilay olona.
5  [2.508#] Fa nony nataon' Andrianampoinimerina didy ny tangena dia natsahatra ny tanana atsoboka sy ny lelantsy nodorana ary ny sosoa mora.
Root  6  tsoboka
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  atsoboka, botsoaka, kotsabao

Updated on 2025/01/21