Entry | atsontsona (tsontsona) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Entina manafosafo, manambitamby biby: Ny tanany malefadefaka iny no natsontsony an' ilay alika ka nampatory azy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | antsoantso, atsontsona, ontsaontsa |
Updated on 2023/01/20 |