Entry | 1 avadibadika |
Root | 2 vadibadika |
Part of speech | 3 passive verb |
Examples |
4 Raha efa dinihina manko ireny kabary aman-dahateny mampientana sy mahataona ny olona ireny, raha efa tarafina sy avadiBAdika, raha efa tsikeraina sy ampitahaina: dia misoritra ho azy eo ihany ny fandehany manara-dalàna [2.298] |
Morphology |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word avadibadika |
Updated on 2023/02/16 |