|
|
|
|

Entry (1/2)1  avana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] antsibenandriamanitra
4  [1.1] Zava-miseho indraindray eny amin' ny habakabaka, rehefa misy orana, izay miendrika andohalambo makadiry mipaka amin' ny lanin' ny vodilanitra roa, ary misy loko fito fototry ny loko rehetra: mena, volondaoranjy, vony, maitso, manga, angana ary volomparasy; rehefa misy avana miseho dia fambara fa efa hitsahatra ny orana
Explanations in English  5  [1.7] the rainbow
Explanations in French  6  [1.3#67, 1.8] arc-en-ciel
7  [1.3#67] nimbe, lumière, éclat, splendeur
Examples  8  jereo ange iry avana! [2.324]
9  Rehefa vita ny famonoana dia latsaka ny erika, ary nisy avana [2.649]
10  manana ny lokon'ny avana, na antsibenandriamanitra, tsara tarehy aoka izany. [2.314]
Vocabulary  11  Meteorology
Derivatives 
12  Adjectives :
Synonyms  13  antsibenandriamanitra
Compound words 
Titles  15  Ny Avana Ramanantoanina (Rajoelisolo Charles)
16  Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina (Rakotonaivo François)
Article  17  Randzavola: avana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)18  avana
Root  19  ava
Part of speech  20  passive verb
Explanations in Malagasy  21  [1.1] Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminy: Efa tokony havana ity tanimbary itỳ fa be loatra ireo ahidratsy
Explanations in English  22  [1.7] to be weeded
Explanations in French  23  [1.3#66, 1.8] qu'on sarcle
Morphology 
24  Present :
25  Past :
26  Future :
27  Imperative :
Proverbs  28  Proverbs containing the word avana

Anagrams  29 

Updated on 2025/01/21