Entry | 1 avarina (varina) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin' ilay mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny [1.1] 4 Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana [1.1] 5 Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina [1.1] |
Explanations in English |
6 to be thrown down; to be exported [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on précipite ; qu'on exporte [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word avarina |
Anagrams | 13 avarina, iravana, variana |
Updated on 2023/01/20 |