|
|
|
|

Entry1  averina
Root  2  verina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ampanaovina dia mianotra: Avereno ny fiarakodia
5  Lazaina indray: Avareno izay lazaiko
6  Atao fanindroany: Naverina indray ny fanadinana fa nisy nahita mialoha ny zavatra hanadinana
7  Asaina miverina: Naverina ilay iraka
8  Aterina: Tsy mbola naverin' ilay karilahy iny ihany ny bokiko nindraminy
9  Ampodìna: Naveriny ho amin' ny ialan' ny fahamarinana ilay zanany nania [1.1]
Explanations in English  10  Used of something returned or sent back [1.2#753]
Explanations in French  11  Qu’on fait revenir, retourner, qu’on rend, qu’on rapporte, qu’on ramène, qu'on répète, qu'on redit: Vao lasa kelikely ny mpitondra entana dia naverina (Le porteur de paquets était à peine parti, qu’on l’a fait revenir) ~ Tsy mbola naverina ny hetiko (On ne m’a pas encore rendu mes ciseaux) [1.3#828]
Examples  12  Manao ahoana iry olona iry raha averina? [2.298#46]
13  Andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472#]
14  Raha misy ambiny ny vola dia averina any aminy. [2.356#]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Proverbs  19  Proverbs containing the word averina

Anagrams  20  arevany, averina

Updated on 2024/05/18