Entry | 1 avoaka |
Root | 2 voaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Roahina: Avoahy any io alika io 5 Asaina hiala ny trano: Navoaka ny mpiasa fa hasiana D.D.T. ao an-trano 6 Esorina avy ao anaty: Navoaka daholo ny zavatra rehetra tao anaty vatany 7 Lazaina: Nanohina ny fon' ny olona ny teny navoakan' ny vavany 8 Lazaina am-pahibemaso: Misy didy vao navoakan' ny fanjakana vao haingana momba ny halatra omby 9 Aposaka: Avoahy tsara eto anoloan' ny fitsarana izay zavatra fantatrareo 10 Aseho voalohany ho hitan' ny olona: Itỳ no boky faharoapolo navoakako [1.1] |
Explanations in French |
11 qu’on fait sortir, qu’on sort, qu'on accompagne en sortant, qu’on envoie, qu’on expédie, qu’on chasse, qu’on livre, qu’on montre, qu’on manifeste, qu’on découvre, qu'on exhibe, qu’on dit, qu’on révèle, qu’on dénonce, qu’on publie, qu’on prononce, dont on rend compte [1.3] |
Examples |
12 navoaky ny fanjakana ny miaramila hanafika ny Sakalava (Le gouvernement a envoyé, expédié des soldats pour faire la guerre aux Sakalaves) [1.3] 13 navoaky ny leniben’ ny tanàna io olona tsy fantatra io (Les chefs du village ont chassé cet inconnu) [1.3] 14 Izao ny lalàna vaoavo navoaky ny fanjakana (Voici la nouvelle loi publiée par le gouvernement) [1.3] 15 Inty ny diksionera vaovao vao navoaka (Voici le nouveau dictionnaire qui vient d’être publié) [1.3] 16 Tsara loatra ny teny navoaky ny vavany (Les paroles sorties de sa bouche, qu’il a prononcées, sont excellentes, il a très bien parlé) [1.3] 17 tapany ihany no avoaka, dia izay itenenana no mameno azy an'eritreritra. [2.298] 18 avoaka avy ao anaty vata kely volafotsy ny tandro-bola ka apetraka eo ambony farafara. [2.508] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word avoaka |
Anagrams | 25 aovaka, avaokà, avoaka |
Updated on 2023/01/20 |