Entry | 1 avohitra |
Root | 2 vohitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Abontsina 5 Atao mivohitra, misongadina (azo lazaina ho teny nampiasaina vao haingana amin' io hevitra io, fa ny mahazatra kokoa dia ny hoe asongadina, anterina) [1.1] |
Explanations in French |
6 avec quoi on fait renfler [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 avohitra, vahirota, vohitara |
Updated on 2023/01/20 |