|
|
|
|

Entry1  avokoa
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Rehetra tsy an-kanavaka (Tsara homarihina fa mifandray mandrakariva amin' ny teny lazaina ny hoe avokoa: Nihinana paiso avokoa ny mpianatra (Ny mpianatra rehetra no nihinana); Nohanin' ny mpianatra avokoa ny paiso (ny paiso rehetra no nohaniny
4  daholo [1.1]
Explanations in English  5  all, the whole, every one, altogether. See aby, avy, and dahaolo. [1.2]
6  All without exception [1.7]
Explanations in French  7  tous, tous sans exception [1.8]
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word avokoa

Anagrams  10  aovoka, avokoa, voakoa

Updated on 2020/07/31