Entry | 1 avongady |
Root | 2 vongady |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Amidy mitambatra, miaraka: Moa tsy navongadin' ilay mpivarotra daholo ny vary tao aminy ka ny kely vola tsy mba nahazo mihitsy! Atao miharihary, mitokana erỳ, asongadina (filaza amin' ny zavatra lehibe, makadiry): Navongadiny terỳ an-tokotany ilay laona vato vao novidiny |
Morphology |
|
Anagrams | 9 avongady, voadinga |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |