Entry | aza fady | |
Elementary words | aza ; fady | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Teny atao mba hialan-tsiny raha te hiangavy olona; teny fialan-tsiny raha hanao zavatra tsy mety nefa tsy maintsy atao, na raha avy manao zavatra tsy mety, vita tsy nahy: Aza fady fa hialoha anao aho, tompoko / Aza fady fa voadonako ianao [1.1] | |
Explanations in English | An apologetic expression meaning, excuse me, have the goodness too, etc. [1.2] | |
Updated on 2023/01/01 |