Entry | 1 azera |
Root | 2 zera |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivava fa natahorana sao handratra ny mpandalo 5 Avarina: Azerao any an-kady any ny fatin' io saka io [1.1] |
Explanations in English |
6 to be thrown or cast down. [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on jette à terre; avec quoi on bat [1.3#872, 1.8] |
Examples |
8 Dia azera ao anaty rano ilay olona tsaraina. [2.508] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word azera |
Anagrams | 15 areza, azera |
Updated on 2023/01/20 |