|
|
|
|

Entry1  babangoana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Foana tsy misy na inona na inona ao anatiny; nalana daholo ny fanaira aman' entana tao anatiny: Nony lasa ianareo, dia efitrano babangoana sisa nitahiry ny fahatsiarovana anareo
Explanations in English  4  [1.2] empty, void, as of a deep hole.
Explanations in French  5  [1.3] Vide, où il n'y a rien, dont on a retiré les meubles
Examples  6  Izy no mamelatra ny avaratra eo ambonin'ny habakabaka babangoana, manantona ny tany eo ambonin'ny tsinontsinona; [2.996]

Updated on 2020/07/31