|
|
|
|

Entry1  baboina
Root  2  babo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] atao sambobelona, atao babo: Tafondro roa no nobaboin' ny fahavalo
Robaina, angalarina: Nobaboin' ny jiolahy daholony entant' tao ambany rihana
Hosena, alaina ho onitra: Hobaboin' ny fanjakana ny fanan-nany fa namadika tanindrazana izy
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to be taken captive
6  [1.2] to be captured; to be seized, as of goods.
7  [1.7] to be seized
Explanations in French  8  [1.3, 1.8] Qu'on capture, qu'on confisque, qu'on pille
Examples  9  Nobaboin' ny miaramila ny tanàna (Le village a été pillé par les soldats) [1.3]
10  Nobaboin' ny fanjakana ny fananany (Le gouvernement a confisqué ses biens) [1.3]
11  Nobaboin' ny jiolahy olona maro sy omby betsaka (Les brigands ont capturé un bon nombre de personnes et beaucoup de boeufs) [1.3]
12  Rehefa hitan ny ankizilahiny fa vehivavy no baboin'ireo olona ratsy fanahy ireo, dia nifandimbiasany nolanjainy iny zazavavy iny [2.324]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :

Anagrams  17  ababony, baboina, babonay, baibona, bobaina, ibobana, nobabia

Updated on 2025/01/21