Entry | 1 badenina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Jemby, mamjambena: Badeninany masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja Fanimpanina, domelina, vizana izaitsizy ka voly, toa tsy maharay tena intsony: Badenina aho izany, hoy Rasoa, fa adiny telo aho no nifantsika nanjaitra teto |
Explanations in English |
4 [1.2] dizzy |
Explanations in French |
5 [1.3] qui est ébloui, qui a des vertiges |
Derivatives |
|
Synonyms | 7 badena |
Anagrams | 8 badenina, nibedana |
Updated on 2020/07/31 |