|
|
|
|

Entry1  bakalorea
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga faharoa; diplaoma amena an' izay afaka an' io fanadinana io: Manao fanompoam-pirenena ivelan' ny tafika ny mpianatra afaka bakalorea
Examples  4  atao mahomby kokoa ny fandaminana ny lalam-piofanana ho an’ny mpianatra vao afaka bakalorea; [4.27]

Updated on 2024/12/07