Entry | bakatraka | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Bakaka be tsy soa [1.1] | |
Vaventy sy bakaka [1.13] | ||
Explanations in French | Grossier [1.13] | |
Examples | Ny endrik' izany rehefa vita, dia sahala amin' ny misy tafo harato bakatraka maso ny tanimboly.
[2.472] | |
Proverbs | Proverbs containing the word bakatraka | |
Entry | bakatraka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Bara, Betsileo] Feuilles odorantes d'une plante non déterminée. On en remplit les matelas. Elles seraient insectifuges. [1.196] | |
Vocabulary | Botany | |
Updated on 2020/07/31 |