|
|
|
|

Entry1  bakteria
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Health
Explanations in Malagasy  4  Karazana mikraoby zavamaniry, ka mitsinjara efatra indray izy ireo, dia ny basila, ny kaoka, ny vibrio ary ny spiroketa [1.1]
5  anarana ilazana mikrôby iray tokantsela tsy misy vihy, karazana bibikely tsy hita maso miandraikitra ny fanovana ny azôty ho azon'ny zavamaniry ampiasaina amin'ny fiainany [1.13]
Explanations in French  6  bactérie [1.13]

Anagrams  7  atrebika, bakteria

Updated on 2020/07/31