Entry (1/2) | 1 balaonina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [fr. ballon] zavatra boribory goavana feno gaza maivana noho ny aera ka misavoana eny amin' ny habakabaka ary dia atosiky ny rivotra na ampandehanin' ny milina; nasiana fitoerana karazana lakam-piara mifatotra aminy izay nisy ny olona mpandefa sy ny mpandeha. Azo lazaina ho razam-ben' ny aeroplanina ny balaonina |
Explanations in French |
4 [3.1] ballon, dirigeable |
Vocabulary |
5 Transportation |
Entry (2/2) | 6 balaonina |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy | 8 [1.1] Kilalaon-jaza vita amin' ny tenan-javatra manify dia manify (fingotra, kanikanin-kena) izay bontsinina amin' ny rivotra: Nividy balaonina telo ho an' ny zanany izy tamin' ny fety, nefa tsy nisy tapak' andro akory dia vaky daholo izy telo |
Vocabulary |
9 Game |
Anagrams | 10 balaonina, binalanao, nalibanao, nibalanao, nobalaina, nobalanay |
Updated on 2024/06/03 |