Entry | 1 balelaka |
Root | 2 belaka |
Part of speech | 3 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 Be vava, mivelatra ny vavany nefa marivo aty: Tsy mahalany firy ny harona balelaka 7 Misokatra be (fiteny amin' ny vozon' akanjo, maso): Balela-bozona be ilay akanjonao maitsomaitso. / Balela-maso itỳ zaza itỳ [1.1] |
Explanations in French |
8 bien ouvert et peu profond [1.3] |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/24 |