Entry (1/2) | 1 balita |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 voky sakafo ny kibo 4 vetaveta, ratsy fitondran-tena: Tovolahy balita saina [1.1] |
Derivatives |
|
Analogs | 6 katritra, amboafitritra, batritra, olona tsy ampoka, tsy manjary, mialikalika, mitritratritra, miangiangy, fotsy fanahy |
Entry (2/2) | 7 balita |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 anaram-bosotra fanome zaza kelikely sady badobado [1.1] |
Anagrams | 10 balita, talaby |
Updated on 2020/07/31 |