|
|
|
|

Entry1  bandrinina
Root  2  bandrina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Jerena amin' ny maso mivontirika mivandravandra mahatahotra: Andeha isika handeha fa tsy tiako ny hobandrinin' irỳ olona toa adala toa inona irỳ [1.1]
Explanations in French  5  qu'on regarde en face, qu'on fixe [1.3]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Other spellings  10  vandrinina

Anagrams  11  bandrinina, ibandrinan, nabandriny, nibandrina

Updated on 2023/01/20