Entry (1/3) | 1 bandy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 bande [1.13] |
Examples |
4 Ny anarana no notakonany bandy taratasy kely. [2.499] 5 Niaraka tamin' izay kosa nesorin' ity mpaminany ny bandy teo ambony masony, ka fantatry ny mpanjakan' Israely fa isan' ny mpaminany izy. [2.996] |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 10 bandy |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 tovolahy [1.60.mg#56] |
Explanations in French |
13 jeune homme, gars, mec, zigue. On notera que ce qui était en français un nom collectif en vient à désigner en malgache l'individu membre de la bande [1.60.fr#56] |
Examples |
14 Tena "bandy" tsara ialahy, hoy ny tompon-trano. [2.4] |
Entry (3/3) | 15 bandy |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 lehilahy na tovolahy ratsy saina, tsy mahatoky, jiolahim-boto [1.60.mg#57] |
Explanations in French |
18 malfaiteur, voyou [1.60.fr#57] |
Updated on 2023/10/24 |