|
|
|
|

Entry1  bangaina
Root  2  banga
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Asiana banga, atao tsy ampy: Tandremo bangainao ny volako amin' ny faran' ny volana fa tsy nanapaka mihitsy aho na dia indray andro aza
Explanations in English  5  [1.2] to have gaps made in as hedges, saws, knife-blades, etc.
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2024/12/11