Entry | 1 banjinina |
Root | 2 banjina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Jerena maharitra tsy mipy: Mankarary maso ny masoandro raha banjinina 5 Jerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra: Banjino ny sarin'i Kristy mihantona eo amin'ny hazo fijaliana. [1.1] |
Explanations in English |
6 to be stared at, to be looked at earnestly. [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on regarde fixement [1.8] |
Examples |
8 Filamatra azon' ny tanora banjinina izany [2.508] 9 Izany hoe tsy ny toetra na ny fomba amam-panaon' ny olona no banjinina sy andrianina, fa ilay olona amin' ny maha-izy azy fotsiny izao [2.285] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 banjinina, ibanjinan, nabanjiny, nibanjina |
Updated on 2023/04/09 |