|
|
|
|

Entry1  baorina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [fr. borne] Tsatobato efa-joro lavalava famaritana ny tany misy tompony ary voasoratra any amin' ny fanjakana: Tany vita baorina
4  Tsato-bato misy tarehimarika milaza ny isan' ny kilaometatra mampisaraka toerana na tanàna roa [1.1]
Illustrations 

Anagrams  7  aborany, baorina, barinao, boriana, irobana, nobarai, robaina

Updated on 2020/07/31