Entry (1/2) | 1 baria |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: mammals |
Explanations in Malagasy |
4 ombidia, ombimanga. Amin'ny Antakarana any Vohémar kosa, ny baria, na varia, dia vala, fahitra, ary ny omby ompiana ao am-bala na fahitra dia atao hoe "omby am-baria". Dia misy fitenenana hoe "Omby am-baria: sady lalao no harena" [1.10] |
Examples |
5 Mitroatra ihany ny baria (omby) fa rehefa voakendan' ny mpitolona, mirehoka. [2.587#] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 7 baria |
Part of speech | 8 noun |
Vocabulary |
9 Navigation |
Explanations in Malagasy |
10 mpiasa amin'ny botry na sambo; matilò 11 mpikarama manao asa vaventy 12 mpiasa madinika ao an-trano [1.10] |
Explanations in French |
13 matelot [Tankarana]
[1.19] |
Synonyms | 14 baharia |
Updated on 2023/12/31 |